tag:blogger.com,1999:blog-8513176067795568905.post4130698833404097133..comments2023-03-19T14:35:33.038+02:00Comments on LapabeTiaMaro: Osons la vraie transition consensuelle et inclusiveRamarovahoakahttp://www.blogger.com/profile/07104847234382907667noreply@blogger.comBlogger1125tag:blogger.com,1999:blog-8513176067795568905.post-21517849623065662792011-03-08T00:36:15.454+02:002011-03-08T00:36:15.454+02:00Echange sur Facebook à propos de cet article:
SD O...Echange sur Facebook à propos de cet article:
SD O6/03/2011 à 20h11
Osons, osons, osons...
President de transition tiré au sort, pas de 1er ministre, gouvernement restreint (11 ministres), un seul organe législatif (CST) donc suppression du CT, je signe
RG O6/03/2011 à 23h31
Zay anie no demokrasia tany ampiandohàna ê! Mba hialàna amin'ny hoe ny manam-bola sy ny mahay miresaka ihany no voafidy dia atao an-tsapaka.
Nanao andrana aho teo dia tena tsy ratsy ny vokatra fa tena tetezamita iraisana sy tsy manavaka:
Filo...han'ny Tetezamita: Ange ANDRIANARISOA
Minisitry ny raharaham-bahiny: Rolland RATSIRAKA
Minisitry ny toekarena sy vola: Fetison RAKOTO ANDRIANIRINA
Minisitry ny Atitany: Andry RAJOELINA
Minisitry ny Raharaha koltoraly: Emmanuel RAKOTOVAHINY
Minisitry ny Fitsaràna: Pierrot RAJAONARIVELO
Minisitry ny fiarovana: Monja ROINDEFO
Minisitry ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra: Constant RAVELOSON
Minisitry ny fanajariana ny tany: Eugène MANGALAZA
Minisitry ny Raharaha sosialy: Jean LAHINIRIKO
Minisitry ny filazambaovao: Sarah GEORGET RABEARISOA
Minisitry ny asa sy ny asam-panjakàna: Camille MEKTOUB

Ka raha sahy ireo mpifanandrina dia ampitapitao io hevitra io zay akaiky an-drizareo. Na hatrany amin'ny GIC aza.Zandrygasyhttps://www.blogger.com/profile/17557709585985353467noreply@blogger.com