lundi 27 juillet 2009

Mifohàza ianao zay matory...

Navesatra ny lohan'ny "manampahaizana Malagasy" taorian'ny fanebahan'i Tabera Randriamanantsoa azy mivantana tao amin'ny radio Fahazavàna ny 25 jolay 2009.

Henatra, fahafahambaraka tanteraka ha an'ny avara-pi.

Hoy ilay mpihira tsy tononiko anarana izay hoe:

"Misaotra anao Andriamanitra

Nomenao vahoaka dondrona ...

Nampianao avara-pi

Mitovy amin'ny mpianatra abidy

Tsy mahalala zay vahoaka

Na lalaoviko amin'ny saoka"

Io ny rohy ahazoanao mihaino io resaka io:


http://ti1ca.com/zffi9qqy-apenjike25juil-apenjike25juil.mp3.html


Aucun commentaire: